Anjanaborona Tag

Ankoatra ny filomanosana ao amin'ny Canal des Pangalanes sy ny filalaovana eo amoron-dranomasina dia betsaka ireo toerana azo tsidihana sy hitsangantsaganana manodidina an'Ambila Lemaitso. An'isan'ireo toerana mahafinaritra: Rasoabe, Anjanaborona, Ambinanimaty, Andovovao, Ambodiampaly, Andovoranto, Rianila sns. Farihy Rasoabe, Manambato, Vavony:toerana azo hilomanosana tsara