Ambila Lemaitso sy ireo toerana manodidina azo tsidihana ( malagasy version )
Ankoatra ny filomanosana ao amin'ny Canal des Pangalanes sy ny filalaovana eo amoron-dranomasina dia betsaka ireo toerana azo tsidihana sy hitsangantsaganana manodidina an'Ambila Lemaitso. An'isan'ireo toerana mahafinaritra: Rasoabe, Anjanaborona, Ambinanimaty, Andovovao, Ambodiampaly, Andovoranto, Rianila sns. Farihy Rasoabe, Manambato, Vavony:toerana azo hilomanosana tsara
Train pas comme les autres: Le “DIASOA” Antananarivo – Toamasina
Envie d'évasion ou plaisir de découvrir des paysages verdoyants et magnifiques. Prendre le train DIASOA entre Moramanga et Toamasina.
Un autre moyen de découvrir Madagascar, le trajet en train. Actuellement, le réseau ferroviaire malgache ne comporte que 4 lignes :
- Antananarivo / Tamatave TCE
- Antananarivo / Moramanga /Ambatondrazaka, MLA
- Antananarivo / Antsirabe TA
- Fianarantsoa / Manakara. FCE